Job 6:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Enga anie ka ho azoko izay angatahiko ary homen’Andriamanitra ahy anie izay iriko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aiza no hahitako izay hahatò ny fahoriako, sy izay hahatanterahan’Andriamanitra ny antenaiko!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Enga anie ka ho to ny faniriako ary hotanterahin’Andriamanitra ny fanantenako!
Malagasy Bible 1865
Enga anie ka ho azoko izay angatahiko, ary homen'Andriamanitra ahy anie izay iriko!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Enga anie ka ho azoko izay angatahiko ary homen’Andriamanitra ahy anie izay iriko!
malagasy
Enga anie ka ho azoko izay angatahiko, ary homen'Andriamanitra ahy anie izay iriko!