Job 6:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho sitrak’Andriamanitra anie ny hanorotoro ahy; eny, halefany anie ny tanany ka hanapitra ny aiko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho sitrak’Andriamanitra anie ny hanorotoro ahy, handefa ny tanany sy hanapitra ny androko!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho sitrak’Andriamanitra anie ny hanorotoro ahy; hoesoiny anie ilay tànam-piarovany mba hanaperany ny aiko.
Malagasy Bible 1865
Ka ho sitrak'Andriamanitra anie ny hanorotoro ahy! Eny, halefany anie ny tànany ka hahamaito ny aiko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho sitrak’Andriamanitra anie ny hanorotoro ahy; eny, halefany anie ny tanany ka hanapitra ny aiko!
malagasy
Ka ho sitrak'Andriamanitra anie ny hanorotoro ahy! Eny, halefany anie ny tànany ka hahamaito ny aiko,