Job 7:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mpiantafika va ny zanak’olombelona etỳ ambonin’ny tany? Ary tsy tahaka ny andron’ny mpikarama va ny androny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andro fanompoana, ny fiainan’ny olombelona eto an-tany, ary toy ny an’ny mpikarama ny androny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mafy tahaka ny asa fanompoana ny fiainan’ny olombelona eto an-tany; ary toy ny andron’ny mpikarama no mahamàzana ny androny.
Malagasy Bible 1865
Tsy mahafantatra izay ratsy va ny vavako? Tsy mpiantafika va ny zanak'olombelona etỳ ambonin'ny tany? Ary tsy tahaka ny andron'ny mpikarama va ny androny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mpiantafika va ny zanak’olombelona etỳ ambonin’ny tany? Ary tsy tahaka ny andron’ny mpikarama va ny androny?
malagasy
Tsy mahafantatra izay ratsy va ny vavako? Tsy mpiantafika va ny zanak'olombelona etỳ ambonin'ny tany? Ary tsy tahaka ny andron'ny mpikarama va ny androny?