Job 7:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha hoy aho: Hampionona ahy ny farafarako, hampitony ny fitarainako ny fandrianako,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony injay aho mba milaza hoe: ‹Hampionona ahy ny farafarako, hampitony ny fitarainako ny fandriako›,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ilay mandry eo am-parafara iny aho ka mba manantena hahita fitoniana sy fampiononana,
Malagasy Bible 1865
Raha hoy izaho: Hampionona ahy ny farafarako, hampitony ny fitarainako ny fandriako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha hoy aho: Hampionona ahy ny farafarako, hampitony ny fitarainako ny fandrianako,
malagasy
Raha hoy izaho: Hampionona ahy ny farafarako, hampitony ny fitarainako ny fandriako.