Job 7:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia mampitahotra ahy amin’ny nofy Ianao ary mampihorohoro ahy amin’ny fahitana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
injay kosa Ianao mampitahotra ahy amin’ny nofy; mampivadi-po ahy amin’ny tsindrimandry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia tonga ianao mampitahotra ahy amin’ny nofiratsy, ary mampihorohoro ahy amin’ny fahitana.
Malagasy Bible 1865
Dia mampitahotra ahy amin'ny nofy Hianao ary mampihorohoro ahy amin'ny tsindrimandry;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia mampitahotra ahy amin’ny nofy Ianao ary mampihorohoro ahy amin’ny fahitana.
malagasy
Dia mampitahotra ahy amin'ny nofy Hianao ary mampihorohoro ahy amin'ny tsindrimandry;