Job 7:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aleoko hokendaina; eny, aleoko ny fahafatesana aza toy izay izao taolako mitrakitraky izao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Endrey! Aleon’ny fanahiko alàna aina an-keriny; ny taolako miantso ny fahafatesana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka dia aleoko kendainao ho faty toy izay mitofezaka misarin-kàrana.
Malagasy Bible 1865
Ka dia aleon'ny fanahiko ny hokendaina, eny, aleoko ny fahafatesana aza toy izay izato fitofezako izato;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aleoko hokendaina; eny, aleoko ny fahafatesana aza toy izay izao taolako mitrakitraky izao!
malagasy
Ka dia aleon'ny fanahiko ny hokendaina, eny, aleoko ny fahafatesana aza toy izay izato fitofezako izato;[Heb. taolako]