Job 7:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maharikoriko ahy izao! Tsy ho ela velona aho! Avelao amin’izao aho fa fofona foana ny androko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tenako voan’ny fihalevonana; ny aiko mitsoaka amiko ho amin’ny mandrakizay: avelao re aho; fa fofona foana ny androko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy tantiko intsony, fa tsy ho velona ela aho. Zava-poana ihany ny androm-piainako! Koa avelao hilamina amin’izao aho.
Malagasy Bible 1865
Maharikoriko ahy izao, tsy tiako ny ho velona ela; Ilaozy miala aho, fa fofona foana ny androko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maharikoriko ahy izao! Tsy ho ela velona aho! Avelao amin’izao aho fa fofona foana ny androko.
malagasy
Maharikoriko ahy izao, tsy tiako ny ho velona ela; Ilaozy miala aho, fa fofona foana ny androko.