Job 7:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona moa ny zanak’olombelona no isahirananao ka ikarakaranao azy fatratra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona moa ny olombelona, no dia tombananao fatratra erỳ, fa mba mety hikarakara azy Ianao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona moa ny olona no dia omenao lanja lehibe ka andrianin’ny fonao aoka izany?
Malagasy Bible 1865
Inona moa ny zanak'olombelona, no ekenao ho lehibe, ka ampandinihinao azy ny fonao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona moa ny zanak’olombelona no isahirananao ka ikarakaranao azy fatratra?
malagasy
Inona moa ny zanak'olombelona, no ekenao ho lehibe, ka ampandinihinao azy ny fonao,