Job 7:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia toy izany no nanaovana ny volana mampahory ho lovako ary ny alina mahadisadisa ho anjarako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mova tsy izany aho nanana izay anjara volana mampahory, sy nanana izay anjara alina mampijaly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany koa no nanjo ahy am-bolana maro nahitam-pahoriana ary alina nifandimby nizakam-pijaliana.
Malagasy Bible 1865
Dia toy izany no anaovana ahy hahita volana mampahory, ary alina mahadisadisa no tendrena ho ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia toy izany no nanaovana ny volana mampahory ho lovako ary ny alina mahadisadisa ho anjarako.
malagasy
Dia toy izany no anaovana ahy hahita volana mampahory, ary alina mahadisadisa no tendrena ho ahy.