Job 7:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny nofoko dia mitafy olitra sy takompery toy ny baingan-tany; tonga vakivaky ny hoditro sady mitsiranorano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny nofoko rakotra olitra aman-tako-pery vasoka, ny hoditro mitsefatsefaka, sady ivoaha-nana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Olitra sy hatina mifangaro vovoka no mandrakotra ny tenako manontolo; miempaka sady mandeha nana ny hoditro.
Malagasy Bible 1865
Ny nofoko mitafy olitra sy baingan-tany; efa maina ny hoditro, kanjo mitsiranorano indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny nofoko dia mitafy olitra sy takompery toy ny baingan-tany; tonga vakivaky ny hoditro sady mitsiranorano.
malagasy
Ny nofoko mitafy olitra sy baingan-tany; efa maina ny hoditro, kanjo mitsiranorano indray.