Job 7:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny rahona misava ka levona, dia tahaka izany koa, izay midina any amin’ny fitoeran’ny maty, dia tsy mba hiakatra intsony;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihahaka dia levona ny rahona: toy izany koa izay midina ho any amin’ny Seoly dia tsy hiakatra intsony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny rahona, rehefa misava, dia levona: toy izany koa izay midina any an-toeran’ny maty dia tsy mba hiakatra avy any intsony.
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny rahona misava ka levona, dia tahaka izany koa, izay midina any amin'ny fiainan-tsi-hita tsy mba hiakatra intsony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny rahona misava ka levona, dia tahaka izany koa, izay midina any amin’ny fitoeran’ny maty*, dia tsy mba hiakatra intsony;
malagasy
Tahaka ny rahona misava ka levona, dia tahaka izany koa, izay midina any amin'ny fiainan-tsi-hita tsy mba hiakatra intsony;[Heb. Sheola]