Job 8:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haniry va ny zozoro raha tsy eny amin’ny honahona? Hitrebona va ny harefo raha tsy misy rano?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maniry eny ivelan’ny heniheny va ny zozoro? mitrebona tsy misy rano va ny harefo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Tsy maniry ivelan’ny heniheny ny zozoro, ary tsy mitombo tsy misy rano ny volotara.
Malagasy Bible 1865
Haniry va ny zozoro, raha tsy eny amin'ny fotaka? Hitrebona va ny harefo, raha tsy misy rano?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haniry va ny zozoro raha tsy eny amin’ny honahona? Hitrebona va ny harefo raha tsy misy rano?
malagasy
Haniry va ny zozoro, raha tsy eny amin'ny fotaka? Hitrebona va ny harefo, raha tsy misy rano?