Job 8:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola maitso izy sady tsy voajinja, kanefa malazo alohan’ny zava-maitso rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola tanora, tsy voatapaka akory izy, dia maina, alohan’ny zava-maitso eny an-tsaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao mamelana fotsiny izy, ary mbola tsy voatapaka; saingy rehefa tsy mahazo rano intsony izy, dia malazo alohan’ny ahitra hafa rehetra.»
Malagasy Bible 1865
Mbola maitso izy sady tsy voajinja, kanefa malazo alohan'ny zava-maitso rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola maitso izy sady tsy voajinja, kanefa malazo alohan’ny zava-maitso rehetra.
malagasy
Mbola maitso izy sady tsy voajinja, kanefa malazo alohan'ny zava-maitso rehetra.