Job 8:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany no lalan’izay rehetra manadino an’Andriamanitra ary ho levona ny fanantenan’ny mpihatsaravelatsihy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa ny lalan-kalehan’izay manadino an’Andriamanitra, ho levona ny fanantenan’ny tsy mpivavaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra manadino an’Andriamanitra dia toy izany no anjara miandry azy; ho levona ny fanantenan’ny tsy mpivavaka.
Malagasy Bible 1865
Toy izany no lalan'izay rehetra manadino an'Andriamanitra; Ary ho very ny fanantenan'ny mpihatsaravelatsihy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany no lalan’izay rehetra manadino an’Andriamanitra ary ho levona ny fanantenan’ny mpihatsaravelatsihy;
malagasy
Toy izany no lalan'izay rehetra manadino an'Andriamanitra; Ary ho very ny fanantenan'ny mpihatsaravelatsihy,[Na: ratsy fanahy]