Job 8:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miankina amin’ny tranony izy, kanjo mikoa iny; mifikitra mafy aminy izy, kanjo tsy mahajoro iny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miankina amin’ny tranony izy, nefa tsy mafy orina io; mifikitra aminy izy, nefa tsy mahajoro io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miankina amin’ny tranony izy, kanjo mihilangilana izany; mamikitra mafy hitazonana azy izy, nefa mirodana tsy voatana izany.
Malagasy Bible 1865
Miankina amin'ny tranony izy, kanjo tsy maharitra iny; Mihazona azy mafy izy, kanjo tsy mahazaka azy iny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miankina amin’ny tranony izy, kanjo mikoa iny; mifikitra mafy aminy izy, kanjo tsy mahajoro iny.
malagasy
Miankina amin'ny tranony izy, kanjo tsy maharitra iny; Mihazona azy mafy izy, kanjo tsy mahazaka azy iny.