Job 8:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsimoka tsara tandrifin’ny masoandro izy ary ny rantsany dia misandrahaka eo amin’ny tanimboliny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Be aina eo ambany masoandro izy; misandrahaka eo amin’ny tanimboliny, ny rantsany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tsy mpivavaka dia tahaka ny hazo izay feno tsiron-tany sady hazavain’ny masoandro. ka ny rantsany misandrahaka eo ambonin’ny tanimboly misy azy.
Malagasy Bible 1865
Mitsimoka tsara tandrifin'ny masoandro izy, ary ny rantsany misandrahaka eo amin'ny tanimboliny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsimoka tsara tandrifin’ny masoandro izy ary ny rantsany dia misandrahaka eo amin’ny tanimboliny;
malagasy
Mitsimoka tsara tandrifin'ny masoandro izy, ary ny rantsany misandrahaka eo amin'ny tanimboliny;