Job 8:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mifelipelika mifaniditra eo amin’ny korontam-bato ny fotony ary mahazo any anelanelany any.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mifandiditra eo amin’ny korontam-bato ny fakany; tafalentika hatreo ambanin’ny vato izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifanolanolana eny amin’ny korontam-bato ny fàkany ka tanteraka hatrany an-tsefatsefa-bato any.
Malagasy Bible 1865
Mifelipelika mifaniditra eo amin'ny korontam-bato ny fakany ary mahazo any anelanelany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mifelipelika mifaniditra eo amin’ny korontam-bato ny fotony ary mahazo any anelanelany any.
malagasy
Mifelipelika mifaniditra eo amin'ny korontam-bato ny fakany ary mahazo any anelanelany;