Job 8:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony fongorany hiala amin’ny fitoerany izy dia handa azy izany ka hilaza hoe: Tsy mbola nahita anao akory aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha voafongotra teo amin’ny fitoerany izy, dia lavin’ny fitoerany ataony hoe: ‹Tsy nahita anao na oviana na oviana aho›.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa ongotana amin’ny toerany anefa izy, dia handà ho tsy mbola nahita azy akory io.
Malagasy Bible 1865
Kanjo nony fongorany hiala amin'ny fitoerany izy, dia handà azy izany ka hanao hoe: Tsy mbola nahita anao akory aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony fongorany hiala amin’ny fitoerany izy dia handa azy izany ka hilaza hoe: Tsy mbola nahita anao akory aho.
malagasy
Kanjo nony fongorany hiala amin'ny fitoerany izy, dia handà azy izany ka hanao hoe: Tsy mbola nahita anao akory aho.