Job 8:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, izany ihany no fifalian’ny lalan-kalehany ary hisy hafa indray mitrebona avy amin’ny vovoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka tapitra hatreo ny fijaliany fa hafa indray no hisandratra avy amin’io tany io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo fa izany no fifaliana miandry ny tsy mpivavaka; ary hisy zava-maniry hafa indray hitrebona avy amin’io tany io.
Malagasy Bible 1865
Indro, izany ihany no fifalian'ny lalan-kalehany; ary hisy hafa indray mitrebona avy amin'ny vovoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, izany ihany no fifalian’ny lalan-kalehany ary hisy hafa indray mitrebona avy amin’ny vovoka.
malagasy
Indro, izany ihany no fifalian'ny lalan-kalehany; ary hisy hafa indray mitrebona avy amin'ny vovoka.