Job 8:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandra-pahoviana no hiteny toy izany ianao ka hitsoka toy ny tafio-drivotra ny teny aloaky ny vavanao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mandra-pahoviana no hanaovanao teny toy izany, sy vava miloaka toy ny tafio-drivotra mifofofofo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hafiriana no mbola hitenenanao toy izany? Ary mandra-pahoviana ny teny aloaky ny vavanao no hisafotofoto tahaka ny rivo-mahery?
Malagasy Bible 1865
Mandra-pahoviana no hiteny toy izany ianao, ka ho rivotra mahery ny teny aloaky ny vavanao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandra-pahoviana no hiteny toy izany ianao ka hitsoka toy ny tafio-drivotra ny teny aloaky ny vavanao?
malagasy
Mandra-pahoviana no hiteny toy izany ianao, ka ho rivotra mahery ny teny aloaky ny vavanao?