Job 8:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro Andriamanitra tsy hanary ny olona tsy manan-tsiny ary tsy hitantana ny mpanao ratsy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsia. Andriamanitra tsy manary ny tsy manan-tsiny; Izy tsy mitantana ny mpanao ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo kosa fa Andriamanitra tsy manary ny tsy manan-tsiny ary tsy manome tanana ny mpanao ratsy.
Malagasy Bible 1865
Indro, Andriamanitra tsy hanary ny olona tsy manan-tsiny ary tsy hitantana ny mpanao ratsy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro Andriamanitra tsy hanary ny olona tsy manan-tsiny ary tsy hitantana ny mpanao ratsy;
malagasy
Indro, Andriamanitra tsy hanary ny olona tsy manan-tsiny ary tsy hitantana ny mpanao ratsy;