Job 8:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitafy henatra izay mankahala anao ary tsy hisy intsony ny tranolain’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho safo-kenatra ny fahavalonao; ary ho fongotra ny lain’ny ratsy fanahy ».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ho afa-baràka ireo mpankahala anao; ary hanjavona ny fonenan’ny olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Izay mankahala anao hitafy henatra; Ary tsy hisy intsony ny lain'ny ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitafy henatra izay mankahala anao ary tsy hisy intsony ny tranolain’ny ratsy fanahy.
malagasy
Izay mankahala anao hitafy henatra; Ary tsy hisy intsony ny lain'ny ratsy fanahy.