Job 8:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra va hamadika ny fitsarana, na ny Tsitoha va hamadika ny rariny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra va hampandefitra ny rariny, ny Tsitoha va hamadika ny fahamarinana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa hampandefitra ny rariny ve Andriamanitra? Moa hamadika ny fahamarinana ilay Tsitoha?
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra va hamadika ny fitsarana, na ny Tsitoha hamadika ny rariny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra va hamadika ny fitsarana, na ny Tsitoha va hamadika ny rariny?
malagasy
Andriamanitra va hamadika ny fitsarana, na ny Tsitoha hamadika ny rariny?