Job 8:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nanota Taminy ny zanakao dia nampanodiaviny azy ny fahadisoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanakao aloha raha nanota taminy, dia natolony ho eo am-pelatanan’ny haratsiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mety ho nanota tamin’Andriamanitra ny zanakao, dia nampanodiaviny azy ny heloka vitany.
Malagasy Bible 1865
Raha nanota taminy ny zanakao, dia efa nampanodiaviny azy ny fahadisoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nanota Taminy ny zanakao dia nampanodiaviny azy ny fahadisoany.
malagasy
Raha nanota taminy ny zanakao, dia efa nampanodiaviny azy ny fahadisoany.

Recommended Reading