Job 8:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha ianao kosa no mandroso mitady an’Andriamanitra ka mifona amin’ny Tsitoha,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao kosa, raha mangata-bonjy amin’Andriamanitra ianao, raha mitalaho amin’ny Tsitoha ianao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ianao kosa no mitady an’Andriamanitra ka manao fitalahoana amin’ilay Tsitoha,
Malagasy Bible 1865
Fa raha ianao kosa mandroso mitady an'Andriamanitra ka mifona amin'ny Tsitoha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha ianao kosa no mandroso mitady an’Andriamanitra ka mifona amin’ny Tsitoha,
malagasy
Fa raha ianao kosa mandroso mitady an'Andriamanitra ka mifona amin'ny Tsitoha.