Job 8:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary raha madio sy mahitsy ianao, dia hifoha hamonjy anao tokoa Izy ary hampiadana indray ny fonenan’ny fahamarinanao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha madio sy mahitsy fo ianao, dia hiambina anao Izy, haveriny amin’ny fiadanany indray ny fonenan’ny fahamarinanao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary raha tsy manan-tsiny sy mahitsy ianao, dia Izy no hijoro hiahy anao ka hamerina indray ny fiadanana amin’ilay fonenam-pahamarinanao.
Malagasy Bible 1865
Ary raha madio sy mahitsy ianao, dia hifoha hamonjy anao tokoa Izy ary hampiadana indray ny fonenan'ny fahamarinanao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary raha madio sy mahitsy ianao, dia hifoha hamonjy anao tokoa Izy ary hampiadana indray ny fonenan’ny fahamarinanao,
malagasy
Ary raha madio sy mahitsy ianao, dia hifoha hamonjy anao tokoa Izy ary hampiadana indray ny fonenan'ny fahamarinanao,[Na: hiambina]