Job 8:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa na dia kely aza no niandohanao dia ho lehibe indrindra no hiafaranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hataonao zavatra kely foana ny toetranao voalohany noho ny faharoa efa lasa ambony loatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ho bitika ihany izay nosantarinao taloha raha mitaha amin’ny hoavinao mamirapiratra.
Malagasy Bible 1865
Ka na dia kely aza no niandohanao, dia ho lehibe indrindra no hiafaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa na dia kely aza no niandohanao dia ho lehibe indrindra no hiafaranao.
malagasy
Ka na dia kely aza no niandohanao, dia ho lehibe indrindra no hiafaranao.