Job 8:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa vao omaly isika ka tsy mba mahalala ary aloka ihany ny androntsika etỳ ambonin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria isika vao omaly, ka tsy mahalala na inona na inona, ny androntsika eto an-tany mihelina toy ny aloka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy zava-pantatsika izay vao omaly, satria aloka mihelina vetivety ihany ny androm-piainantsika eto an-tany.
Malagasy Bible 1865
(Fa vao omaly isika ka tsy mba mahalala, fa aloka ihany ny androntsika etỳ ambonin'ny tany);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa vao omaly isika ka tsy mba mahalala ary aloka ihany ny androntsika etỳ ambonin’ny tany.
malagasy
(Fa vao omaly isika ka tsy mba mahalala, fa aloka ihany ny androntsika etỳ ambonin'ny tany);