Job 9:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao zava-dehibe tsy takatry ny saina Izy; eny, fahagagana tsy hita isa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao zava-dehibe tsy hay fantarina Izy, dia zava-nahagaga tsy tambo hisaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy takatry ny saina ireo zava-dehibe ataony ary tsy hita isa ny zava-mahagaga vitany.
Malagasy Bible 1865
Ary manao zava-dehibe tsy takatry ny saina, eny, fahagagana tsy hita isa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao zava-dehibe tsy takatry ny saina Izy; eny, fahagagana tsy hita isa.
malagasy
Ary manao zava-dehibe tsy takatry ny saina, eny, fahagagana tsy hita isa.