Job 9:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, mandalo ahy Izy nefa tsy hitako ary mihelina Izy nefa tsy fantatro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro fa mandalo eo akaikiko Izy, tsy mahita Azy aho, manalavitra indray Izy, tsy mahatsikaritra Azy aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandalo ahy Andriamanitra nefa tsy hitako, ary mihelina indray saingy tsy fantatro.
Malagasy Bible 1865
Indro, mandalo ahy Izy, nefa tsy hitako; Ary mihelina Izy, nefa tsy fantatro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, mandalo ahy Izy nefa tsy hitako ary mihelina Izy nefa tsy fantatro.
malagasy
Indro, mandalo ahy Izy, nefa tsy hitako; Ary mihelina Izy, nefa tsy fantatro.