Job 9:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, mipaoka Izy, koa iza no mahasakana Azy? Iza no hilaza Aminy hoe: Inona no ataonao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mipaoka remby Izy, zovy no hahasakana izany? Zovy no hanao aminy hoe: ‹Fa inona ity ataonao?›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy zavatra voatazony, zovy no hampamotsotra azy an’izany? Zovy no hiteny aminy hoe: «Inona ity ataonao?»
Malagasy Bible 1865
Indro, mipaoka Izy, ka iza no mahasakana Azy? Iza no hanao aminy hoe: Inona no ataonao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, mipaoka Izy, koa iza no mahasakana Azy? Iza no hilaza Aminy hoe: Inona no ataonao?
malagasy
Indro, mipaoka Izy, ka iza no mahasakana Azy? Iza no hanao aminy hoe: Inona no ataonao?