Job 9:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra tsy mampitony ny fahatezerany; ny mpanampy an’i Rahaba aza dia mitanondrika eo ambaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra! Tsy misy mahaketraka ny hatezerany, na inona na inona, mitanondrika eo anoloany ireo maro mpisolanandrana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy voatana Andriamanitra rehefa tezitra. Milefitra eo anatrehany i Rahaba sy ny tariny.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra tsy mampitony ny fahatezerany; Ny mpanampy an-dRahaba aza dia mitanondrika eo ambaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra tsy mampitony ny fahatezerany; ny mpanampy an’i Rahaba aza dia mitanondrika eo ambaniny.
malagasy
Andriamanitra tsy mampitony ny fahatezerany; Ny mpanampy an-dRahaba aza dia mitanondrika eo ambaniny.[Rahaba = Rehareha]