Job 9:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mainka fa izaho dia tsy mahavaly Azy na mahafidy teny hifandaharako Aminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izaho ve no hanonofy izay hamaly Azy, ka hifantina izay teny hifandaharako aminy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mainka fa Izaho indray ve no hamaly Azy ka hahafantina izay teny hatao aminy?
Malagasy Bible 1865
Mainka fa izaho tsy mahavaly Azy, na mahafidy teny hifandaharako aminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mainka fa izaho dia tsy mahavaly Azy na mahafidy teny hifandaharako Aminy;
malagasy
Mainka fa izaho tsy mahavaly Azy, na mahafidy teny hifandaharako aminy;