Job 9:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa na dia marina aza aho dia tsy hahavaly akory; hifona amin’Ilay manana ady amiko no hany heriko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na hanana ny marina aza aho tsy hahavaly akory, ny hangataka ny famindram-pon’Izy mpitsara ahy no hataoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa na marina aza ny ahy, dia tsy hamaly akory aho fa hitalaho kosa ny famindrampon’ny mpitsara ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa na dia marina aza aho, dia tsy hahavaly tsy akory; Hifona amin'Ilay manana ady amiko no hany heriko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa na dia marina aza aho dia tsy hahavaly akory; hifona amin’Ilay manana ady amiko no hany heriko.
malagasy
Fa na dia marina aza aho, dia tsy hahavaly tsy akory; Hifona amin'Ilay manana ady amiko no hany heriko.