Job 9:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mba niantso aho ka namaly ahy aza Izy dia tsy ho nino aho fa nihaino ny feoko Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na ho nanaiky ny fitarainako aza Izy, dia tsy noheveriko ho nihaino ny feoko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha niantso ihany aho, ka namaly ahy aza izy, dia tsy ho nino aho fa nekeny ny fitalahoako.
Malagasy Bible 1865
Raha mba niantso aho, ka namaly ahy aza Izy, dia tsy ho nino aho fa hanaiky ny fitarainako Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mba niantso aho ka namaly ahy aza Izy dia tsy ho nino aho fa nihaino ny feoko Izy.
malagasy
Raha mba niantso aho, ka namaly ahy aza Izy, dia tsy ho nino aho fa hanaiky ny fitarainako Izy.