Job 9:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa manorotoro ahy amin’ny tafio-drivotra Izy ka manamaro ny ratrako tsy amin’antony
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ilay manorotoro ahy toy ny ao amin’ny tadio, sy mampitombo ny feriko tsy ahoan-tsy ahoana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamely ahy amin’ny tafiotra Izy ka mampitombo ny feriko tsy amin’antony.
Malagasy Bible 1865
Fa manorotoro ahy amin'ny tafio-drivotra Izy ka manamaro ny feriko tsy ahoan-tsy ahoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa manorotoro ahy amin’ny tafio-drivotra Izy ka manamaro ny ratrako tsy amin’antony
malagasy
Fa manorotoro ahy amin'ny tafio-drivotra Izy ka manamaro ny feriko tsy ahoan-tsy ahoana.