Job 9:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha ny amin’ny hery, ny matanjaka, dia Izy izany! Ary raha ny amin’ny fitsarana, iza no hampiantso ahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ny hery no heverina, mahery Izy; raha ny rariny indray, hoy Izy: Iza no mitory Ahy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha hery no hampiasaina, mahery rahateo Izy; raha fitsarana indray, dia hoy Izy hoe: «Zovy no sahy hitory Ahy?»
Malagasy Bible 1865
Raha ny amin'ny herin'ny mahery, dia: Indro ary! Ary ny amin'ny fitsarana: Iza no hifandahatra amiko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha ny amin’ny hery, ny matanjaka, dia Izy izany! Ary raha ny amin’ny fitsarana, iza no hampiantso ahy?
malagasy
Raha ny amin'ny herin'ny mahery, dia: Indro ary! Ary ny amin'ny fitsarana: Iza no hifandahatra amiko?