Job 9:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatro tokoa fa izany no izy; fa aiza no hahamarina ny zanak’olombelona eo anatrehan’Andriamanitra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Fantatro tsara fa izany tokoa no izy: Ahoana no hahamarina ny olombelona mifandahatra amin’Andriamanitra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatro tokoa fa izany no izy: aiza no hahamarina ny olona eo anatrehan’Andriamanitra?
Malagasy Bible 1865
Fantatro tokoa fa izany no izy; Fa aiza no hahamarina ny zanak'olombelona eo anatrehan'Andriamanitra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatro tokoa fa izany no izy; fa aiza no hahamarina ny zanak’olombelona eo anatrehan’Andriamanitra?
malagasy
Fantatro tokoa fa izany no izy; Fa aiza no hahamarina ny zanak'olombelona eo anatrehan'Andriamanitra?