Job 9:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia marina aza aho dia hanameloka ahy ihany ny vavako ary na dia tsy manan-tsiny aza aho dia hanao ahy ho meloka ihany Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na tsy manan-tsiny aza aho, hohelohin’ny vavako; fa na marina aza, dia holazainy ho diso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na marina aza ny ahy, dia hodisoin’ny vavako ihany; ary na tsy manan-tsiny aza aho, dia holazainy meloka ihany.
Malagasy Bible 1865
Na dia marina aza aho, dia hanameloka ahy ihany ny vavako; Ary na dia tsy manan-tsiny aza aho, dia hanao ahy ho meloka Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia marina aza aho dia hanameloka ahy ihany ny vavako ary na dia tsy manan-tsiny aza aho dia hanao ahy ho meloka ihany Izy.
malagasy
Na dia marina aza aho, dia hanameloka ahy ihany ny vavako; Ary na dia tsy manan-tsiny aza aho, dia hanao ahy ho meloka Izy.