Job 9:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitovy ihany, koa izany no nilazako hoe: Ny marina sy ny meloka dia samy aringany avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mampaninona anefa izany; ka hoy aho hoe: Samy aringany ihany na ny marina na ny meloka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iray ihany izany, ka hoy aho hoe: na ny tsy manan-tsiny na ny meloka dia samy aringan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy hafa aminy, ka izany no nanaovako hoe: Ny marina sy ny meloka dia samy aringany avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitovy ihany, koa izany no nilazako hoe: Ny marina sy ny meloka dia samy aringany avokoa.
malagasy
Tsy misy hafa aminy, ka izany no nanaovako hoe: Ny marina sy ny meloka dia samy aringany avokoa.