Job 9:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy loza mahafaty tampoka dia ihomehezany ny fizahan-toetra manjo ny tsy manan-tsiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mba mahafaty amin’ny indray mamono ahay ny loza! Fa indrisy; ihomehezany ny fizahan-toetra ny marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tonga tampoka ny loza ka mahafaty ny tsy manan-tsiny, dia ihomehezan’Andriamanitra fotsiny ny fahoriana manjo azy ireo.
Malagasy Bible 1865
Raha misy loza mahafaty tampoka, dia mihomehy ny fizahan-toetra ny marina Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy loza mahafaty tampoka dia ihomehezany ny fizahan-toetra manjo ny tsy manan-tsiny.
malagasy
Raha misy loza mahafaty tampoka, dia mihomehy ny fizahan-toetra ny marina Izy.[Heb. fikapohana]