Job 9:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tany dia efa voatolotra ho eo an-tanan’ny ratsy fanahy; manarona ny tavan’ny mpitsara Izy. Raha tsy Izy no manao izany dia iza indray ary?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voatolotra eo an-tanan’ny ratsy fanahy ny tany; saronan’Andriamanitra tava ny mpitsara eo. Satria iza indray moa no hanao izany raha tsy Izy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mby eo an-tanan’ny olon-dratsy ny tany iray, dia tapenan’Andriamanitra ny mason’ny mpitsara. Fa raha tsy Izy no manao izany, dia mba ho iza kosa àry?
Malagasy Bible 1865
Ny tany efa voatolotra ho eo an-tànan'ny ratsy fanahy; Manarona ny tavan'ny mpitsara eo Izy; Raha tsy Izy no manao izany, dia iza, kosa ary?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tany dia efa voatolotra ho eo an-tanan’ny ratsy fanahy; manarona ny tavan’ny mpitsara Izy. Raha tsy Izy no manao izany dia iza indray ary?
malagasy
Ny tany efa voatolotra ho eo an-tànan'ny ratsy fanahy; Manarona ny tavan'ny mpitsara eo Izy; Raha tsy Izy no manao izany, dia iza, kosa ary?