Job 9:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny androko dia haingana noho ny iraka haingam-pandeha; lasa ireny ka tsy nahita soa akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Faingana noho ny tsimandoa ny androko, lasa tsy mbola nahita ny fiadanana izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandeha faingana noho ny mpihazakazaka ny androko, ka nandositra tsy nahita hasambarana akory,
Malagasy Bible 1865
Ny androko dia faingana noho ny tsimandoa; Lasa ireny ka tsy nahita soa akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny androko dia haingana noho ny iraka haingam-pandeha; lasa ireny ka tsy nahita soa akory.
malagasy
Ny androko dia faingana noho ny tsimandoa; Lasa ireny ka tsy nahita soa akory.