Job 9:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihelina tahaka ny lakana zozoro izy, tahaka ny voromahery mipaoka ny rembiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mandalo toy ny lakan-jozoro izy, tahaka ny voromahery miantonta amin’ny rembiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nisosa malaky toy ny lakan-jozoro, tahaka ny voromahery miantoraka amin’ny hazany.
Malagasy Bible 1865
Mihelina tahaka ny lakana faingam-pandeha izy, tahaka ny voromahery mipaoka hanina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihelina tahaka ny lakana zozoro izy, tahaka ny voromahery mipaoka ny rembiny.
malagasy
Mihelina tahaka ny lakana faingam-pandeha izy, tahaka ny voromahery mipaoka hanina.[Heb. lakana zozoro]