Job 9:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha hoy aho hoe: Hanadino ny fitarainako aho, hitsahatra tsy hanjonitra aho ka ho miramiran-tava,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mba manao aho, hoe: ‹Aoka hohadinoiko ny fitarainako, sy hajanoko ny tarehiko malahelo fa hanao endrika miramirana›;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy aho anakampo hoe: aoka hohadinoiko ny fahoriako, hatsahatro ny alaheloko ka ho miramirana aho.
Malagasy Bible 1865
Raha hoy izaho: Hanadino ny alaheloko aho, hitsahatra tsy hanjonitra aho ka ho miramirana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha hoy aho hoe: Hanadino ny fitarainako aho, hitsahatra tsy hanjonitra aho ka ho miramiran-tava,
malagasy
Raha hoy izaho: Hanadino ny alaheloko aho, hitsahatra tsy hanjonitra aho ka ho miramirana,