Job 9:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia maharaiki-tahotra ahy ny fahoriako rehetra. Fantatro fa tsy hataonao ho afa-tsiny aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia indro nangovitra aho, noho ny fijaliako rehetra, satria fantatro fa tsy hataonao ho tsy manan-tsiny aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa mbola mangovitra ihany aho noho ny fijaliana rehetra hanjo ahy, ary fantatro fa Andriamanitra dia tsy hanala tsiny ahy velively.
Malagasy Bible 1865
Dia mahatsiravina ahy ny fahoriako rehetra; Fantatro fa tsy hataonao ho tsy manan-tsiny aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia maharaiki-tahotra ahy ny fahoriako rehetra. Fantatro fa tsy hataonao ho afa-tsiny aho.
malagasy
Dia mahatsiravina ahy ny fahoriako rehetra; Fantatro fa tsy hataonao ho tsy manan-tsiny aho.