Job 9:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy maintsy hatao ho meloka ihany aho! Koa nahoana aho no hanasa-tena foana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho voatsara ho meloka ihany, ka nahoana no hanasa-tena foana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria aminy dia meloka hatrany aho, koa inona no hisahiranako hanamarin-tena?
Malagasy Bible 1865
Tsy maintsy hatao ho meloka ihany aho, koa nahoana aho no hanasa-tena foana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy maintsy hatao ho meloka ihany aho! Koa nahoana aho no hanasa-tena foana?
malagasy
Tsy maintsy hatao ho meloka ihany aho, koa nahoana aho no hanasa-tena foana?