Job 9:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha te hifandahatra Aminy izy dia tsy mahavaly teny Azy na dia iray amin’ny arivo aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha mitady hifamaly aminy izy, dia tsy hahavaly Azy, na dia iray amin’ny arivo aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha olona no te hiady hevitra aminy, dia tsy hahavaly na dia fanontaniana iray amin’ny arivo aza.
Malagasy Bible 1865
Raha te-hifandahatra aminy izy,dia tsy mahavaly teny Azy na dia iray amin'ny arivo aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha te hifandahatra Aminy izy dia tsy mahavaly teny Azy na dia iray amin’ny arivo aza.
malagasy
Raha te-hifandahatra aminy izy,dia tsy mahavaly teny Azy na dia iray amin'ny arivo aza.