Job 9:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia mandro amin’ny orampanala aza aho ka manadio ny tanako amin’ny ranon-davenona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na dia handro amin’ny oram-panala aza aho, ka hanadio ny tanako amin’ny ranon-davenona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia handro amin’ny savony aza aho ka hanasa ny tanako amin’ny ranon-davenona,
Malagasy Bible 1865
Na dia mandro amin'ny oram-panala aza aho ka manadio ny tanako amin'ny ranon-davenona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia mandro amin’ny orampanala aza aho ka manadio ny tanako amin’ny ranon-davenona
malagasy
Na dia mandro amin'ny oram-panala aza aho ka manadio ny tanako amin'ny ranon-davenona,