Job 9:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hanitrika ahy any am-pahitra miaraka amin’izay Ianao ka hataon’ny fitafiako ho zava-betaveta aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia arobokao ao amin’ny fotaka kosa, ka ataon’ny fitafiako zava-betaveta aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tonga dia harobokao indray ao anaty fotaka, ka haloan’ny fitafiako toa zava-maharikoriko.
Malagasy Bible 1865
Dia hanitrika ahy any am-pahitra miaraka amin'izay Hianao, ka hataon'ny fitafiako ho zava-betaveta aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hanitrika ahy any am-pahitra miaraka amin’izay Ianao ka hataon’ny fitafiako ho zava-betaveta aho.
malagasy
Dia hanitrika ahy any am-pahitra miaraka amin'izay Hianao, ka hataon'ny fitafiako ho zava-betaveta aho.